Notizia dal centro

Anno: 
2020
Notizia dal centro  2020
 
Dalla responsabile di Tetezana Mada
 
Siamo lieti dopo molto tempo sia per via di chiusura per la restrizione del covid-19, per motivi personali e di salute, solo ora possiamo condividere le seguenti notizie e informazioni:
- Sempre prima della chiusura, abbiamo sempre cercato di pulire e igienizzare la scuola e l'area circostante.
 
- Durante il blocco, il maestro Jeanvio si è recato a casa ciascuno dei bambini per consegnare i compiti, ecc. come prima.
 
- A tutte le famiglie del progetto Sostegno a distanza sono state fornite mascherine extra oltre alle precedenti e sono state incoraggiate e invitate a seguire tutte le misure di prevenzione.
 
Vorremmo cogliere l'occasione per esprimere i nostri sinceri ringraziamenti alla signora Lyvah per la donazione di idro-gel alcolico e al signor Rivo per averci aiutato durante la sessione di disinfetazione.
Continueremo a lanciare il nostro appello alla solidarietà in questi tempi difficili.
 
Grazie di cuore.

 
MG : Faly miarahaba antsika indray taorian’izay fotoana ela ela izay, noho ny antony manokana sy ara-pahasalamana moa dia izao vao afaka mampita amintsika ireto vaovao sy maresaka vitsivitsy ireto :
- Nandritra ny fotoana rehetra nialoha ny fihibohana tanteraka dia niezaka hatrany izahay nanao ny fanadiovana sy famendrahana “eau javellisée” ny trano fianarana sy ny manodidina rehetra
- Tao anatin’ny fotoana fihibohana kosa, dia i ramose Jeanvio no nanatona ny ankizy tsirairay nanatitra enti-mody sns toy ny tany aloha
- Nozaraina aro-tava fanampin’ireo efa nomena teo aloha avokoa ireo ankohonana rehetra tohanan’ny fikambanana amin’ny tetikasa Soutien à Distance ary narahana fanentanana sy fanamafisana ireo fepetra rehetra tsy maintsy arahana sy ajaina izany
Antitranterina ny fisaorana an-dRamatoa Lyvah Ramaherison tamin’ny fanolorana Gel hydro alcoolique ary Atoa RIVO tamin’ny fanomezan-tànana nandritra ny fotoana famendrahana. Mbola manao antso avo hatrany moa izahay ho anareo tsara sitra-po entanim-pitiavana hanampy sy hanolotra izay foinareo satria tena mila izany ny fikambanana ankehitriny araka ny lahatsoratra sy antso efa natao tany aloha. Misaotra indrindra!

 

Immagine: